|
|
|
|

Teny iditra1  Razafiniaina Charlotte
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  3  Tantara: olona
4  Haisoratra: mpanoratra
Fanazavàna teny malagasy  5  Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314]
Singan-teny  6  Razafiniaina, Charlotte
Asa navoany  7  Eva malagasy
8  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
9  Sahondran' i Mamolakazo
10  Zahatra arendrintompo
11  1909 Ny tantaran' ilay savomanitra
12  1909 Ny tiana tsy mba zaraina
13  1917 Rota sy Naomy
14  1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana
15  1951/03/02 Ny fiaraha-monina
16  1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20