Teny iditra | 1 razoky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] elder brother or sister (term of respect) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] frère ou soeur aîné (terme respectueux) |
Ohatra |
6 [2.131] razoky va no manitra voan-kazo? sa Razandry no manitra ravin-kazo? no dia manitra Andriana ny trano tsy razoky no manitra voan-kazo tsy Razandry no manitra ravin-kazo fa ny fitia havana no be |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana 8 Teny fanajana |
Singan-teny | 9 ra-, zoky |
Fivaditsoratra | 10 razoky, zariko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |