Teny iditra | refarefa (refa) | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitaritarika amin' ny tany [1.1] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Teny iditra | refarefa (refa) | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra [1.1] | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/31 |
![]() |