|
|
|
|

Teny iditra 1  rendrarendra
Fototeny  2 rendra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-drenivohitra
14 Famirapiratana mahavariana sady maharenoka: Ny rendrarendran' izao tontolo izao [1.1]
Tovy hevitra  15 rendra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22