Teny iditra | 1 rendrirendry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |