|
|
|
|

Teny iditra1  renim-bahatra
Singan-teny  2  reny, vahatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  5  vahatra lehibe indrindra na faka lehibe indrindra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  racine principale [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24