Teny iditra | 1 renin-jaza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#525] celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision celle qui donne sa fille en mariage sage-femme |
Ohatra |
5 [2.528#] Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. 6 [2.245#] nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana 8 Fahasalamana |
Singan-teny | 9 reny, zaza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |