| Teny iditra | 1 renty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray
23 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny 24 Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1] |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe renty |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|