|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  repirepy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  vembena, vezimbezina, rondrona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action de tâtonner, de chanceler, de tituber, comme les ivrognes, les épileptiques après un accès [1.3]

Teny iditra (2/2)6  repirepy
Sokajin-teny  7  anarana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  9  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  10  toetran' ny olona miapanapana azon' ny tahotra mafy na alahelo lehibe sy fahasahiranana tsy eran' ny aina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  état de celui qui se déconcerte, qui se trouble par suite d’une forte réprimande, d’une grande affliction, d’une grande crainte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31