Teny iditra | 1 rera- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe reraka |
Ohatra |
3 Tsy eo rahavako ny setroka, inona ary no hatao, Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao! [2.928#] 4 rera-dahasa ny olona andavanandro, ka ny asabotsy hariva izy matetika no namela-pandrika, dia ny alahady maraina no nisafo. [2.472#] |
Fivaditsoratra | 5 rare, rera- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |