Teny iditra resaresa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31