Teny iditra | resaresa | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha miretareta sy tsy afaka mamindra fity (toy ny an' ny ganagana); hakamoana, fiborerana, fitsimozimozy [1.1] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Démarche traînante, comme celle des canards; lenteur, paresse, mollesse [1.3] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |