Teny iditra | resim-bavy | |
Singan-teny | resy ; vavy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lehilahy kelikely herin-tsaina ka ambakain' ny vadiny amin' izay ataony rehetra, koa dia ravehivavy no mandidy azy amin' izay ataony rehetra fa manao akohovavy maneno [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny resim-bavy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29 |