Teny iditra resy ny maty
Singan-teny resy ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29