Teny iditra | reza | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | rezareza | |||
Teny iditra | Rezà | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Rhesa [2.996] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Résa [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Resa | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Rezà | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |