Teny iditra | rezareza (reza) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | reza | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rezareza, zerazera |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |