|
|
|
|

Teny iditra 1  riatina
Fototeny  2 riatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra
9 Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa nanevateva an' Andriamanitra, hono, izy" [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on met en fuite, en déroute
11 qu'on a déchiré avec bruit [1.3]

Fivaditsoratra  12 itarina, riatina, 13 tairina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20