Teny iditra | rigby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Ny fihaviany | Anglisy: rugby. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |