| Teny iditra | 1 rihana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka
10 Ny ngorodona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 an upper floor; a balcony inside a building
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 étage, plancher d'un étage
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe rihana |
| Fivaditsoratra | 14 harina, 15 hiraña, hirana, 16 rahany, 17 rahina, rihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|