|
|
|
|

Teny iditra 1  rikarika
Fototeny  2 rika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Taolana miranirany [1.1]
7 karana ipetahan'ny kojakoja samihafa amin'ny fiara [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 ossature, châssis [1.13]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rikarika

Fivaditsoratra  10 karikary, 11 kirakira, rikarika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20