|
|
|
|

Teny iditra1  rikoriko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Halotoana; hasosorana noho ny tsy fitiavana, tsy fankasitrahana mahatonga ho sorena, maloiloy [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Mpanahaka  8  Dikidiky

Fivaditsoratra  9  kirokiro, rikoriko

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31