|
|
|
|

Teny iditra1  risoriso
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  marché noir [1.13]
Tovy hevitra  6  varo-maizina
Mpanahaka  7  Varo-maizina, sikisiky, varotra an-kobohobo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31