Teny iditra | 1 ritaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Kibo be mirotarota; fahalehibiazan' ny kibo (toy ny an' ny bevohoka) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 grosseur du ventre [1.3] |
Tovy hevitra | 8 rotaka |
Fivaditsoratra | 9 akitra, atrika, kaitra, ritaka, tarika, traika, triaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |