|
|
|
|

Teny iditra1  rizôma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] taho na vahatra maniry mandry anaty tany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] rhizome
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  6  taranja

Fivaditsoratra  7  izoram, mizora, rizôma

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21