| Teny iditra | 1 robaina |
| Fototeny | 2 roba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna
9 Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano 10 Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be taken by violence; to be robbed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on saisit par la force, qu'on pille
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 13 Abirona, 14 baorina, 15 boriana, 16 irobana, robaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|