|
|
|
|

Teny iditra 1  roboroboina
Fototeny  2 roborobo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Falifalina, amporisihina na entanina hifaly
9 Roboroboin' ny mpanana ka ny mahantra avy no manao be fahandro: aoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin' ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21