Teny iditra | 1 rodobe |
Singan-teny | 2 rodo, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the act of speaking or doing something all together; cf. redona [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 action de parler ou d'agir tous à la fois [1.3] 6 action de parler ou de faire une chose ensemble; cf. redona [1.8] |
Ohatra |
7 aza manao rodobe raha mamaly (ne parlez pas tous à a fois en répondant) [1.3] 8 Feon-dahy daholo ilay izy, misy mpiventy sy rodobe. [2.472] |
Mpanahaka | 9 redona |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny rodobe io |
Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny rodobe io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |