|
|
|
|

Teny iditra 1  rodonina
Fototeny  2 rodona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (omby na ondry) Roahina indray miaraka daholo
9 (hira) Iarahana mihira daholo: Rodony ny hira "Ry tanindrazanay malala ô [1.1]

Fivaditsoratra  10 anondroy, 11 iondrano, rodonina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20