|
|
|
|

Teny iditra 1  rodorodo
Fototeny  2 rodo
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana
23 Hamaikana, hadodonana [1.1]
Ohatra  24  Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [2.4#139]
Mpanahaka  25  heninkenina, 26  korobobo, 27  korododo, 28  Rotoroto

Fivaditsoratra  29 dorodoro, rodorodo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22