|
|
|
|

Teny iditra 1  rohana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin' ny famavanin' ny taolana [1.1]
7 aretina mahazo ny vanintaolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 rhumatisme [1.54, 1.13]
Voambolana  9  Fahasalamana
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe rohana

Fivaditsoratra  11 harano, 12 harona, 13 Nahora, 14 rahano, 15 rahona, rohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20