|
|
|
|

Teny iditra 1  rokina
Fototeny  2 roky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tenenina na tononina tsy mahitsy tsara: Aza rokinao ny fitenenana fa tsy any ambanivohitra akory isika [1.1]

Fivaditsoratra  9 ankory, 10 korany, rokina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04