|
|
|
|

Teny iditra 1  rombahina
Fototeny  2 rombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 alaina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny vatomamy teny an-tanan-jandriny
9 Tapahina (tenin' olona): Aza rombahina ny teny fa mbola tsy anao ny fitenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be snatched away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on saisit et enlève par force [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21