|
|
|
|

Teny iditra1  rotorotoina
Fototeny  2  rotoroto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao haingana dia haingana: Aza rotorotoina ny asa fa mahatonga azy ho zara fa vita [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny rotorotoina io

Fivaditsoratra  10  rotorotoina, torotoroina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20