| Teny iditra | 1 rototra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
6 Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [1.1] |
| Tsipelina hafa | 7 rotitra |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rototra |
| Fivaditsoratra | 9 atrotro, 10 otrotra, rototra, 11 torotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|