| Teny iditra | 1 rova |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 [Antesaka] fonenan'ny mpanjaka
[1.78] 20 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha 21 Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1] 22 [rôva] [Bezanozano] fefy, bako [1.78] 23 [Sihanaka] tranom-borona (akoho, gisa) [1.78] 24 [Tanosy] trano fitsarana [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a palisade; a fortified place
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 palissade, fortin, château-fort, palais
[1.8] 27 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196] |
| Voambolana | 28 Haitoetany: monuments |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe rova |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 33 ravo, rova, 34 varo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|