|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  roy
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kianteny entina manolo ny anaran' olona tsy tiana hotononina, ary matetika mifamaly amin' ny hoe "lahy"

Teny iditra (2/3)4  roy
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano] roa
Tovy hevitra  7  roikany, roe

Teny iditra (3/3)8  roy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taisaka] anarana hazo misy tsilony
11  [1.1] Karazan-kazo kely madinidinika misy tsilotsilony ary fihinam-boa: Ny voan' ny roy no atao hoe voaroy. (Maro karazana ny roy: roibe, roibelahy, roibevavy, roifantaka, roimainty, roimemy; samy jereo amin' ny toerana tokony hisy azy avy ireo)
12  [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] tsilo
13  [1.78] [Bezanozano] Karan-java maniry be tsilo
14  [1.78] [Sihanaka] fefy, tsilo
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] a thorny bush
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.8] arbuste épineux; épine
17  [1.196] (toute l'île) Nom général des plantes épineuses. Très souvent employé en composition ; * de roibe à roitsokina. Plus spécialement appliqué, suivant les dialectes, aux espèces suivantes :
Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). Réf. Réserves Naturelles 6604. Voir roidambo, roimainty, etc. [Betsileo]
18  [Tanala] Carissa edulis var. horrida (Pichon) Markgr. (Apocynaceae). Variété la plus épineuse de cette espèce ; fruits comestibles. [Bara]
Depuis peu, ce nom est aussi donné à Acacia farnesiana (L.) Willd. (Fabaceae), introduit mais qui s'est largement naturalisé. Les inflorescences ou sommités fleuries, riches en farnésol, passent pour un excellent remède dans les cystites et autres inflammations de l'appareil génito-urinaire.
Mimosa grandidieri Baill. (Fabaceae). Commun sur les sols alluvionnaires du Sud-Ouest. Couramment utilisé en médecine populaire. Décoction contre les maladies inflammatoires. Voir aussi roipitiky. [Mahafaly]
19  [Tandroy] Chaetachme madagascariensis Baker (Ulmaceae). Autre arbuste épineux, très employé en médecine populaire. Décoction en gargarisme dans les affections de la gorge. [Tanosy]
Ohatra  20  ny mahitsy indrindra, ratsy noho ny fefy roy. [2.996]
Voambolana  21  Haizavamaniry: hazo
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny roy io

Fivaditsoratra  35  ori, ory, rio, roy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02