|
|
|
|

Teny iditra 1  sabatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a sword [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 sabre [1.8]
Ohatra  6  ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Voambolana  7  Miaramila
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe sabatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20