Teny iditra sabebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika)
Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31