|
|
|
|

Teny iditra1  saboha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana lefona fohifohy sy tsotsotra, vita vangovango
4  [1.78] [Bezanozano] [sabôha] lefona
Tovy hevitra  5  sabôa
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny saboha io

Fivaditsoratra  7  hasabo, saboha, sahabo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21