|
|
|
|

Teny iditra 1  sada
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza loko roa volo ka ny iray fotsy: Sada mainty (fotsy sy mainty); sada mena (fotsy sy mena) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 speckled, of mixed color [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tacheté [1.3, 1.8]
7 marqueté, dont la leau, le poil, les plumes onr deux couleurs
8 figuré: qui n'est pas tout à fait vrai, juste [1.3]
9 bariolé [1.8]
Tovy hevitra  10 sadasada
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe sada
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22