|
|
|
|

Teny iditra 1  safoina
Fototeny  2 safo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy
9 Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana
10 Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 fisaona, 13 fosaina, 14 ifosana, 15 ofasañy, safoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21