|
|
|
|

Teny iditra1  sahazany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Miaramila
Fanazavàna teny malagasy  4  [fr. sergent] Anarana nentina nilaza ny miaramila telo voninahitra tamin' ny andro malagasy fahiny [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny sahazany io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31