Teny iditra sahoina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana: Sahoina ny mananasy ambolenay erỳ andafy andrefana
Amidy mora, atao varo-boba [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31