Teny iditra sahy loatra (sahy, loatra)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miangiangy
Ohatra Tsy nitsitsy an'ireo niara-nonina tamin'i Lota izy, fa halany ireny, noho ny fiavonavonany sahy loatra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31