|
|
|
|

Teny iditra1  sakamaina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Tanimbary ambony toerana ka saro-drano ary tsy azo volena raha tsy tonga ny orana [1.1]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny sakamaina io

Fivaditsoratra  6  maka saina, manasaika, sakamaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31