|
|
|
|

Teny iditra 1  sakanana
Fototeny  2 sakana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany
9 Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona
10 Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra
11 Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy
12 Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sakanana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21