Teny iditra (1/2) | 1 sakarivo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 alliance par le sang [1.13] |
Teny iditra (2/2) | 4 sakarivo |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: fifinto |
Fanazavàna teny malagasy |
7 sakamalao [Bara]
[1.78] 8 sakamalao: Sakarivo natao odi-vajañ': sady fañafody hañitrañitra [Tanala] [1.78] 9 sakamalao [Bara, Tambahoaka] [1.78] 10 anaran-kafa ilazana ny sakamalao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 ginger [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 gingembre [1.3, 1.8, 1.13] 13 comme sakamalao [1.3] 14 (de saka : produit de la cueillette ; et rivo : peu profond ; allusion au rhizome qu'on peut arracher sans instrument). On distingue ainsi plusieurs plantes voisines, généralement subspontanées, surtout : 15 Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae) [Bezanozano] [1.196] [Merina] 16 Hedychium peregrinum N.E.Br. (Zingiberaceae) [Betsileo] [Sihanaka] 17 Plus récemment appliqué à Hedychium flavescens Carey & Roscoe et Hedychium peregrinum N.E. Br. (Zingiberaceae) [Betsileo] [Tanosy] [Merina] |
Ohatra |
18 tapahina roa ny sakarivo, dia apetraka ivelan' ilay pakanto, ambonin-tany eo [2.245#87] |
Tovy hevitra | 19 fakamalao, sakaitany, sakamalao, sakamalaho |
Tsipelina hafa | 20 sakaviro |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny sakarivo io |
Fivaditsoratra | 26 sakarivo, sakaviro |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |