Teny iditra | 1 sakelidrano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano 4 [1.13] sampan'ny renirano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] [sakelin-drano] the junction of two streams |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [sakelin-drano] confluent de deux cours d'eau 7 [1.13] affluent |
Singan-teny | 8 sakelika, rano |
Tovy hevitra | 9 zanadrano |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |