|
|
|
|

Teny iditra 1  sakobona
Fototeny  2 kobona
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fitondrana zavatra afenina anaty lamba fatratra; fandrakofana ao anaty lamba, fanafenana ny tena ao anaty firakotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 action de couvrir, de cacher sous le lamba, sous le vêtement [1.3]
Tovy hevitra  24 sakoboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22