Teny iditra sakoda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely: mitorovoka amin' ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31